Repela (Ceasar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[couplet 1]

Vy ts mikitsa fahatany ii,
Malahelo aho matoa hitanao mitomagny io,
Iha 'lé tiako fa zaho fa tsy hoagny,
Veriverinao ahy isan'andro fa tsy milamy ii.
(hipoly aho satria fa laliky gny rano,
Gn' antsika tsy vagno, aleo hajano)×2

Hoay aho nini eeeh
Ref:
[sakinao va gny namela (e repela a)
nefa hanao mba ni-gatée-va (ign jampela a)
Tsika koa nifagneva (e repela a)]×2
Uuuuuuh, uh.

[Couplet 2]
Niezak'aho fe anao tsy niafa-po
tanterahiko gn'anao gne sitra-po
rah nilaiko ign tsy niazoko ouuee.
fa niezak' ahooo
nefa tsy nety tsapanao ouuueeh,
(hipoly aho satria fa laliky gny rano,
gny atsika tsy vagno, aleo hajano)×2


Hoay aho nini eeeh
Ref:
[sakinao va gny namela (e repela a)
nefa hanao mba ni-gatée-va (ign jampela a)
Tsika koa nifagneva (e repela a)]×2


tsisy fahazava fa lava miniminiky e
hamaro-masonao mampandiniky e
Ndre fa baranahy zaho fa tsy hilitsy eeeh
tsisy fahazava fa lava miniminiky e
hamaro-masonao mampandiniky e
zah koa fa tsy hilitsy e

Miala aminao aho mahita hafa...
REF:[.......]
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ceasar
Vangy : 3394
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Velomanjaka
Daty : 31/01/2022 15:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5054