Tsy maintsy mandeha (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
La la la la
Tsy maintsy mandeha, na tiana na tsy tiana
Na ho fifaniana o !, na ho fahoriana e!e!e!
Làlana tsy maintsy izorana
Ny manaiky ihany no atao
Maneno lakolosy fidirana an-tsekoly
Vita kdgzsul atreo vakansy fialahamboly
Itako kivy izany zandriko odhkirw izany
Mifendrofendro mitomany
Ka anefa,
Tsy maintsy mandeha, na tiana na tsy tiana
Na ho fifaniana o efqly !, na ho fahoriana e!e!e!
Làlana tsy maintsy izorana
Ny manaiky ihany no atao
Mpiasampanjakana voatendry andeha
Amin’ny toarana lavitra be
Manjorehitra kivy ity namako ity
Jereo fa malaelo mafy ery
Ka anefa,
Tsy maintsy mandeha, na tiana na tsy tiana
Na ho fifaniana o !, na ho fahoriana e!e!e!
Làlana tsy maintsy izorana
Ny manaiky ihany no atao
Tanora roa mihevitra fa hoe tsara
Nandrana mihinana voankazo voarara
Tsy nampoiziny fa nataony vazivazy
Ilay tononkira.serasera.org Boay mitady handà ny mariazy
Ka anefa,
Tsy maintsy mandeha, na tiana na tsy tiana
Na ho fifaniana o !, na ho fahoriana e!e!e!
Làlana tsy maintsy izorana
Ny manaiky ihany no atao
Ny zavatra eto an-tany dia misy fetra
Torak’izany ny olona rehetra
Samy mbola té hovelona hatrany
Malahel o ny handao ny tany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Hits : 3766
Likes : 0 Like
Created by : anjaemile
Date : 05/10/2018 13:54