Mandalo (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bvognmkv Kanto ireto voninkazo
Mamelana ao an-jaridaina
Nony hariva, milofika halazo
Esorina fa efa maina
tononkira.serasera.org Refrain : Lasa niserana tokoa
Tsy nisy nitoetra
Mandalo avokoa
Zava-drehetra
Refrain bis en La la la la . . . . .
Bika sy hatanorana
Tarehy soa aman’endrika
Tsy hijanona, tsy ho voatana
Hisosa sy ho rendrika
Refr. et Refr. bis (la la la ...)
Fifaliana mahafinaritra
Ho ritra, tsy haharitra
Ny fahoriana, ny sento, ny ahiahy
Tsy misy ho mandrakizay
bgztn Refr. et ckbxfvb Refr. bis (la la la...)
Mamelana ao an-jaridaina
Nony hariva, milofika halazo
Esorina fa efa maina
tononkira.serasera.org Refrain : Lasa niserana tokoa
Tsy nisy nitoetra
Mandalo avokoa
Zava-drehetra
Refrain bis en La la la la . . . . .
Bika sy hatanorana
Tarehy soa aman’endrika
Tsy hijanona, tsy ho voatana
Hisosa sy ho rendrika
Refr. et Refr. bis (la la la ...)
Fifaliana mahafinaritra
Ho ritra, tsy haharitra
Ny fahoriana, ny sento, ny ahiahy
Tsy misy ho mandrakizay
bgztn Refr. et ckbxfvb Refr. bis (la la la...)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Hits : 4745
Likes : 3 Like
Created by : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 17/09/2003 17:33
