FAMPITAHA (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreo vondron-drahona roa samy hafa
Etsy, etsy an-danitra ambony.
Tarafin’ny volana izay miombon-tafa
Ny alina, (ny alina) ny alina zina.
Ambiaty sy vero (sy vero)
Samy hafa faka
Mifanila indreo miara-miondrika
Miara-mitraka
Ny rivotra, ny rivotra jila (ny rivotra jila o).
Andala-tsoratra sendra voarindra
Nasiana, nasiana feo
Nanjary kalo hafa indrindra
Nanala (nanala) toreo.
Loharano roa tsy dia nampiraika
Zara hoe, zara hoe petsapetsa
Nony nihaona, indreo fa hwpcjcf vao mainka
Namonto, (namonto) namonto ny ketsa.
Loko ankiroa (ankiroa)
Samy manana surdhxuq ny hasiny :
Vony sy mena, ataon'ny mpiangaly
Amin'ny taratasy, meva, tononkira.serasera.org meva jerena (meva jerena o)
Fijery ankiroa samy manana ny tompony
Nahoana, nahoana reroy
No raha fxeoqb mifanena amin'izato fitompiny,
Nanjary (nanjary) nanjary tsiky ?
Etsy, etsy an-danitra ambony.
Tarafin’ny volana izay miombon-tafa
Ny alina, (ny alina) ny alina zina.
Ambiaty sy vero (sy vero)
Samy hafa faka
Mifanila indreo miara-miondrika
Miara-mitraka
Ny rivotra, ny rivotra jila (ny rivotra jila o).
Andala-tsoratra sendra voarindra
Nasiana, nasiana feo
Nanjary kalo hafa indrindra
Nanala (nanala) toreo.
Loharano roa tsy dia nampiraika
Zara hoe, zara hoe petsapetsa
Nony nihaona, indreo fa hwpcjcf vao mainka
Namonto, (namonto) namonto ny ketsa.
Loko ankiroa (ankiroa)
Samy manana surdhxuq ny hasiny :
Vony sy mena, ataon'ny mpiangaly
Amin'ny taratasy, meva, tononkira.serasera.org meva jerena (meva jerena o)
Fijery ankiroa samy manana ny tompony
Nahoana, nahoana reroy
No raha fxeoqb mifanena amin'izato fitompiny,
Nanjary (nanjary) nanjary tsiky ?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Bouboul (RAMBOATIANA Etienne)Hits : 4414
Likes : 0 Like
Created by : vangavanga
Date : 25/02/2010 22:07
