Tsara jehova (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSARA JEHOVAH
Misaora azy !misaora azy
Noho ny fitahiany antsika mianakavy
Andro tsara toy izao fahasalamana vaovao
Dia mbola fitiavany ahy sy ianao
Fa aoka hifaly isika rehetra izao
Fa indreo ny zava-bohary nomeny ahy sy ho anao
Ampy hiainan-tsika hivelomatsika
Fa ny fitiavany dia tsy mety ritra
ukyhs Andriamanitro!Andriamanitro ianao
Isaorako anao izao rehetra izao
Tompo hitokiko sady hifaliako
wjrdb Ny fahasoavanao no efa niriko
Ianao no heriko!vatolampiko
Ianao no tiako hintatana ny tanako
Ho hery hifikirako sy andry hiankinako
Ho fanahy hiaro n’aiza n’aiza alehako
Andriamanitro……………………………….!
Ianao no heriko……………………………..!
oijc tononkira.serasera.org A/C:MAMY ANDRIA(2007)
Misaora azy !misaora azy
Noho ny fitahiany antsika mianakavy
Andro tsara toy izao fahasalamana vaovao
Dia mbola fitiavany ahy sy ianao
Fa aoka hifaly isika rehetra izao
Fa indreo ny zava-bohary nomeny ahy sy ho anao
Ampy hiainan-tsika hivelomatsika
Fa ny fitiavany dia tsy mety ritra
ukyhs Andriamanitro!Andriamanitro ianao
Isaorako anao izao rehetra izao
Tompo hitokiko sady hifaliako
wjrdb Ny fahasoavanao no efa niriko
Ianao no heriko!vatolampiko
Ianao no tiako hintatana ny tanako
Ho hery hifikirako sy andry hiankinako
Ho fanahy hiaro n’aiza n’aiza alehako
Andriamanitro……………………………….!
Ianao no heriko……………………………..!
oijc tononkira.serasera.org A/C:MAMY ANDRIA(2007)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barry'sVangy : 2292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 12:31
