Ndeha hizara (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NDEHA HIZARA
Mba tsapanao ve lay fitiavany
Natolony ho anao tao kalvary
Natolony ny ainy mba ho ahy sy ho anao
Zanany malalany
Eny tena tsapako tokoa
Efa hatry ny ela be,tsy ho faty ato am-po
Faly aho mandray izany ho mjutt fiainako
Ho fifaliana mameno ny fo
Andeha isika hiara-dalana
Hifandray Tanana fa tokana ny lalana
Hanambara ilay fahasoavan’I Kristy
Ho tononkira.serasera.org amiko,ho aminao,ho antsika rehetra(x2)
Reo namako zoky sy zandry koa
Mba toa antsika efa nahalala koa
Koa andeha hanandratra avo ilay tsitoha
Izaho sy ianao,hiray fo
Isika izao no rantsana iray
Hampandroso ny fanjakan’ny Ray
Koa raiso re ny tanako,andeha hiara-dia
Isika rehetra izao no hiara-hifaly
Andeha isika hiara-dalana……….!
GROUPE BARRY’S
yqvtgs iwgfh A/C:MAMY ANDRIA
Mba tsapanao ve lay fitiavany
Natolony ho anao tao kalvary
Natolony ny ainy mba ho ahy sy ho anao
Zanany malalany
Eny tena tsapako tokoa
Efa hatry ny ela be,tsy ho faty ato am-po
Faly aho mandray izany ho mjutt fiainako
Ho fifaliana mameno ny fo
Andeha isika hiara-dalana
Hifandray Tanana fa tokana ny lalana
Hanambara ilay fahasoavan’I Kristy
Ho tononkira.serasera.org amiko,ho aminao,ho antsika rehetra(x2)
Reo namako zoky sy zandry koa
Mba toa antsika efa nahalala koa
Koa andeha hanandratra avo ilay tsitoha
Izaho sy ianao,hiray fo
Isika izao no rantsana iray
Hampandroso ny fanjakan’ny Ray
Koa raiso re ny tanako,andeha hiara-dia
Isika rehetra izao no hiara-hifaly
Andeha isika hiara-dalana……….!
GROUPE BARRY’S
yqvtgs iwgfh A/C:MAMY ANDRIA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Barry'sHits : 3174
Likes : 0 Like
Created by : MsCorporation
Date : 16/12/2015 13:01
