Menarana (Atounah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala lalalala
Malala lalalala

Fa mbola tsy ampy taona ianao dia love aho,
Ilay tsikinao namiratra nampiova ahy,
Nahita tsara soratra nanary ny ao an-trano,
Izay mety ho fahadisoako
Izaho nanarinao hatrany

Izaho mba niezaka niantso hoe malala
Ny anao nefa nizarazara,
Izay nandondona jiaby lesy nosokafanao.

Tsy nampoiziko iny,
Ny hatsaranao fitaka namirifiry,
Tsy azoko antenaina fa dia mialatsiny
Raha nifoha maraina aho ve dia noaratsiany
x2

Refrain:
Fa ianao no namadika ny pejy,
Dia aleoko namadika ny boky,
Fitiavana be nateza io,
Fa ianao no tsy natoky
x2

Malala lalalala
Malala lalalala

Anao misôma raha bibilava,
Tsy azo tavandraina namiako anao ny big love,
Tofoka sy môky ny jerinao
Fitak'olo-jamba ndesinao koa diso nihoatra

Izaho mba niezaka niantso hoe malala
Ny anao (....)

Tsy nampoiziko iny,
Ny hatsaranao (...)
x2

Refrain:
Fa ianao no namadika ny pejy(....)
x6
--------
Link:
Comments
atounah ( 25/01/2023 10:59)
Toa mbola tsy hita anaty liste ?
Manou2108 ( 25/01/2023 15:04)
Salama. Ovina kay vao hita any anaty lisitra hira ireo hira izay vao nampidirina?
hery ( 25/01/2023 19:15)
Lisitra aiza? io hitanao efa mivoaka io ka.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Atounah
Hits : 399
Likes : 1 Like
Created by : atounah
Date : 05/01/2023 11:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0764