Voady (Atounah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manomboka anio tanteraka tokoa lay fikasana
Tsy nisy nanampoa na dia nandalo sedra fitsapana
Mila tsodranon’ny dada sy neny
Mba ho tsara fototra ilay fitia izay midadasika eny
Peratra
Volamena omeko ambony alitara
Voady mandra-maty ireny fa hangony am-tsara
Tsy ho tojo fakam-panahy
F’ianao mahafantatra anah
F’izaho lay tsy miovafa efa fatra-panaja anao
Iriako ny @ tsika ho lamban’akoho
Dia tonga daholo izay hiriana rehetra raha mba mahasoa
Tànana atolotro, peratra atsofoko
Fa aza avotsitra fa tsara fototra
Izaho akie tsy andositra
Ny @tsika efatra fanana iombonana
Dia raha misy fandratrana aleo faranana ny olana kia
Fa izaho efa niomana
Androany hanakatra volana
Dia ny hikôzy hoe tiaka ianao
Ho tonga hatran am-piangonana

Refrain :
Zah manaiky efa anao io,
Ny @tsika efa hainao io,
Toky izay efa nomena
Voady izay nifanekena
Fa ny @tsika roa dia ny ho tafita

Tsy ekeko ny kôzy @nao hoe fanaka malemy izany
Satria ny fitiavana dia efa natao hameno trano
Tsotra ny hasambarako
Ny zanako ary efa zarako
Ny mizaka ny hafaliako aho
Ka dia faly aho mameno ny tany
Fotoana fohy sisa no andrasana dia tonga zay
Ilay ao an-kibonao raha miantso hoe dada dia efa hitombo iray
Tsodrano matevina
Ny mpialona mievona
Ny ho avy tsaqra no andrandraina sy angatahina @ Tompo Ray
Hatram’zay niaritra t@izay mafy
Nandalo sedra tsy nampiova aloha fa tano izay mamy
Raha ny ambompo marina no mety marina
Tsy hifamerina fa hanenina
Hoe takizay ihany
Manomboka anio mantsy raha mety fantaro
Tsy fahalemena raha mandefitra fa misy mitazona
Ireo voadin-tsika ary no hamefy sy hanala ireo mpankahala
Mety hamingana tsy hanitsy amin’ny tanjona

Refrain (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Atounah
Vangy : 720
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : atounah
Daty : 15/03/2022 23:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717