Hasambarako (Arione Joy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo ahy ilay iray minitra nangatahako
fa tonga amin'izao ilay fotoana ah (mmmm)
Mba hizarako ny hafaliana sy hasambarako
fa aminao tsisy afenina ah
Ka tantaraiko anao daholo ny ato anatiko
ny amintsika tsisy hafinafina intsony.
Izay tiatianao dia ho lazaiko anao
tsy misy ny ahiahy

ref : Ka tsy maintsy mifikitra anao za
fa tafalatsaka be ny fo
Ohatran'ny hoe : "manidina ambony aho"
Izay tiatianao dia tiako ihany koa
Ka tsy maintsy mifikitra anao za
fa tafalatsaka be ny fo
Ohatran'ny hoe : "manidina ambony ahy"
Dia tiako ianao raha mba hoeny koa

eh eh eh eh eh ehhh
eh eh eh eh eh ehhh

Ntsika mifameno toy ny rano sy ny vary
izay mikasa handrava antsika aloha dia "Tsy hanjary"
Ilay fitiavana omena anao dia vita an-tsary
Azoko an-tsaina.
Raha misy fahatezerana kely aminao dia
za jerena dia manga ny lanitra ambony
Izay tiatianao fa aza manahy ianao
Mhmhmhmh

ref : Ka tsy maintsy mifikitra anao za
fa tafalatsaka be ny fo
Ohatran'ny hoe : "manidina ambony aho"
Izay tiatianao dia tiako ihany koa
Ka tsy maintsy mifikitra anao za
fa tafalatsaka be ny fo
Ohatran'ny hoe : "manidina ambony ahy"
Dia tiako ianao raha mba hoeny koa

eh eh eh eh eh ehhh
eh eh eh eh eh ehhh
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Arione Joy
Hits : 203
Likes : 1 Like
Created by : NRavakiniaina
Date : 23/11/2025 17:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07