Aska hivavaka (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Aska rô, hivavaka e!
Aska rô, hidera an'Andriamanitra e!

1- Ho anareo tanora namanay
Ka Variagna amrevy fezay
K'aza ariagny ame raha tsy mahasoa
Gny fotoa tokony hanaovantsoa
Aska rô hiaraka aminay
Mba hidera ny Tompo fezay
Hitory teny sy hihirahira
Hagnandrata gn'Anarany

2- Ndre ino raha magnahira
Izy avao gne manampy anay
Magnariny hatrany la misy mahavoa
Manome gne mahasoa avao koa
Tomponay io rô mahay raha
Mamaha problème sady magnasitra
Tsy aleonao mati miaraka aminay
Hidera an'Azy fezay fezay



3- Apetray Aminy aby
Gne momba anao jiaby
Ka ipodiagny sanaky rô
Io fomba ratsinao Io
Da marigny any zany ngabe
F'ka mekany sanaky anao
Izy rôt'hanampy anao
La tianao hanjary gn'asanao


Zakay papanao
Zakay koa i mamanao
Hidera an'Azy asika
Hagnandrata gn'Anarany e..

APFM - STK Filadelfia
A/C: Misarivo RAKOTOARIVELO
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso
Hits : 423
Likes : 0 Like
Created by : NaxProd
Date : 28/02/2023 08:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762