AINA AVY AMINAO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AINA AVY AMINAO
1- Toy ny rano mikoriana
Tsy mahita ny hiafarany
Izao diako izao.
Fa matetika aho no lavo
Anaty ona tsy hita tononkira.serasera.org fetra
Tsy mba nisy ireo nitsetra
Fa ny bitsikao mangina
Nanambara am-panahiana
Ndeha hizory izay nodiaviko
FIV : Tompo ô, knnojnqw ry Tompoko ,Ianao no tokiko,
Ka na inona hidona sy hanjo tglqgx ,Ianao no manda fiarovako
Eny matoky aho manana Anao,
Mitantana lrnrergk ny fiainako.
2- Toy ny erika mifafy
Mahangoly ny fanahy
Izato tetik’I Satana.
E! toa vahotra ny nofo
Mitofezaky ny hatsiaka
Sy ny rivotra nifofo
Fa ny afon’ny Fanahy
Miredareda tsy hay tohaina
No hamindroako am-pifaliana
3- Voninkazo maro loko
Mampitsiky ny maraina
Izato lapanao ry Ray.
Mampisokatra ny fo
Voaratran’alahelo
Nitoloko an-dranomaso
Fa ilay Aina vaovao
Ilay Aina avy Aminao
No hisantarako izao.
Volume 1 \" MIFANKATIAVA\"
1- Toy ny rano mikoriana
Tsy mahita ny hiafarany
Izao diako izao.
Fa matetika aho no lavo
Anaty ona tsy hita tononkira.serasera.org fetra
Tsy mba nisy ireo nitsetra
Fa ny bitsikao mangina
Nanambara am-panahiana
Ndeha hizory izay nodiaviko
FIV : Tompo ô, knnojnqw ry Tompoko ,Ianao no tokiko,
Ka na inona hidona sy hanjo tglqgx ,Ianao no manda fiarovako
Eny matoky aho manana Anao,
Mitantana lrnrergk ny fiainako.
2- Toy ny erika mifafy
Mahangoly ny fanahy
Izato tetik’I Satana.
E! toa vahotra ny nofo
Mitofezaky ny hatsiaka
Sy ny rivotra nifofo
Fa ny afon’ny Fanahy
Miredareda tsy hay tohaina
No hamindroako am-pifaliana
3- Voninkazo maro loko
Mampitsiky ny maraina
Izato lapanao ry Ray.
Mampisokatra ny fo
Voaratran’alahelo
Nitoloko an-dranomaso
Fa ilay Aina vaovao
Ilay Aina avy Aminao
No hisantarako izao.
Volume 1 \" MIFANKATIAVA\"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 3002
Likes : 1 Like
Created by : RNJP
Date : 28/10/2004 03:52
