Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rehefa mirava (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miditra amin'izay, tononkira.serasera.org akmadxs andakilasy indray
Ireo avokoa ny akama taloha
Tazana mantsy vao sahy niantso
Misy vaovao tsy fantatra
Mijery izay kebx tiana sady variana
Mody manontany, mananiany
Izany foana
No fiainanay isan-taona
Izay vita rehetra ho tsaroana
Soraty ambony dabilio
Ndao hifanao fotoana
Misy valiny rehefa aty aoriana
Rehefa mirava mihaona
Tsindrindaona
Vao nitraka de hoy ny mpanabe
Tonga de avereno
Tsy nahateny fa nihenahena
Sazy anio mikiky dabilio
Izany foana
No fiainanay isan-taona
Izay vita rehetra ho tsaroana
Soraty ambony dabilio
Ndao hifanao fotoana
Misy valiny rehefa aty aoriana
Rehefa mszkroah mirava mihaona
Tsindrindaona
Ireo avokoa ny akama taloha
Tazana mantsy vao sahy niantso
Misy vaovao tsy fantatra
Mijery izay kebx tiana sady variana
Mody manontany, mananiany
Izany foana
No fiainanay isan-taona
Izay vita rehetra ho tsaroana
Soraty ambony dabilio
Ndao hifanao fotoana
Misy valiny rehefa aty aoriana
Rehefa mirava mihaona
Tsindrindaona
Vao nitraka de hoy ny mpanabe
Tonga de avereno
Tsy nahateny fa nihenahena
Sazy anio mikiky dabilio
Izany foana
No fiainanay isan-taona
Izay vita rehetra ho tsaroana
Soraty ambony dabilio
Ndao hifanao fotoana
Misy valiny rehefa aty aoriana
Rehefa mszkroah mirava mihaona
Tsindrindaona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 2013
Likes : 2 Like
Created by : Liva_R
Date : 05/09/2019 22:26
