Naleonao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taitra aho
raha nahare fa hay ianao
tsy nitia ahy akory hatrizay.
Tsy utoz noheverinao
ho tena izy fa kilalao
ireo tambitamby izay niarahana.
Fa qiyvp nahoana ianao no tsy mba niezaka
nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka tononkira.serasera.org ahy foana
tsy nihevitra ny hitia ahy
na hilaza ny marina
fa de nataonao tsinontsinona
ilay fitiavako anao.
Anio izaho manjary tena babonao
satria ny antsika roa tsy ho lafatra.
Izany angamba
no mety hahita izay ho anjara
ka ho feno ny hasambarana.
Fa bvewaroj nahoaona ianao no tsy mba nihezaka,
nahafantatra kay tiako loatra ianao.
Fa naleonao namitaka ahy foana,
......fitiavako anao hatrizay!
ouh ouh ouh ouh hatrizay,ouh ouh ouh ouh!
raha nahare fa hay ianao
tsy nitia ahy akory hatrizay.
Tsy utoz noheverinao
ho tena izy fa kilalao
ireo tambitamby izay niarahana.
Fa qiyvp nahoana ianao no tsy mba niezaka
nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka tononkira.serasera.org ahy foana
tsy nihevitra ny hitia ahy
na hilaza ny marina
fa de nataonao tsinontsinona
ilay fitiavako anao.
Anio izaho manjary tena babonao
satria ny antsika roa tsy ho lafatra.
Izany angamba
no mety hahita izay ho anjara
ka ho feno ny hasambarana.
Fa bvewaroj nahoaona ianao no tsy mba nihezaka,
nahafantatra kay tiako loatra ianao.
Fa naleonao namitaka ahy foana,
......fitiavako anao hatrizay!
ouh ouh ouh ouh hatrizay,ouh ouh ouh ouh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 14130
Likes : 0 Like
Created by : fleur
Date : 20/03/2004 05:25
