Mandrakizay (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao hanaraka anao
Hanandratra avo hatrany ny anaranao
Efa tao am-poko hatrizay…
Ka raha sendra sarotra indraindray
Eo foana Ianao ry Ray
Ampy hanazava, hitari-dalana
Ref:Na ho mafy aza ny fiainana iainanay ety
Dia tsy hampanahy f’Ianao hanarina
Hatramin’izay aho tsy nanao izay jxgbril sitraponao
Ka ny androko sisa dia hatokako ho Anao…
Mahatsiaro ihany aho ny fiainako tsy ampy
Manahy hatrany ny anio sy ny ho upbn avy
Toa zary fitarainana
Nefa teo foana Ianao
Hatramin’izay tononkira.serasera.org ka hatramin’izao
Ny fahasoavanao ihanyTompo ô!
No naha toy izao tvmf anay
Réf:
Ireo namana sy ny manodidina ahy
Hanompo Anao
Raha mbola eto an-tany hatrany an-danitra anyEeee!!!!!…
Mandrakizay, raiso ho Anao ry Ray
Tano ho Anao ny tenanay, fonay
Hanompo Anao ka tahio ry Ray
Ho fahazavanao, tano ho Anao izahay
Mandrakizay, raiso ho Anao ry Ray
Tano ho Anao ny tenanay, fonay
Hanompo Anao ka tahio ry Ray
Ho fahazavanao, tano ho Anao izahay
Mandrakizay, raiso ho Anao ry Ray
Tano ho Anao ny tenanay, fonayHanompo Anao ka tahio ry Ray
Ho fahazavanao, tano ho Anao izahay
Ray! Ray! Ray! Ray!Haleloia! Haleloia!ouh!ouh!ouh!Ray! Ray! Ray! Ray!Haleloia! Haleloia!ouh!ouh!ouh!Ray! Ray! Ray! Ray!Haleloia! haleloia!ouh!ouh!ouh!Ray! Ray! Ray! Ray!Haleloia! haleloia!ouh!ouh!ouh!Ray! Ray! Ray! Ray!Haleloia! Haleloia!ouh!ouh!ouh!........
AMEN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 11676
Likes : 0 Like
Created by : franckiantenaina
Date : 29/01/2016 19:28