ALEO ALOHA (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toa ts aritro iany
ny iandry anao
niezaka iany aho fa toa
ho mafy iany tsy ho eo ianao
ho rava uowifn ve reo zay efa natao?
tsy maintsy mbola iaona indray andro any
zao kosa iteny hoé
tsy andrinao
tsy kivy aho anefa
tsy itàna anao akory aho mandéana
tsy ho ahy intsony ny fonao
aléo alou samy haka ho azy indray
zaho koa nino
téo foana ianao
indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
tsy alaelo iany na koa tononkira.serasera.org hoé itmany
f’izaho aloha dia qtma mbola fudws hitraka atrany
ny momba anao koa efa lavitra ahy
taraina sisa ny ahy hoé
tsy andrinao...
ny iandry anao
niezaka iany aho fa toa
ho mafy iany tsy ho eo ianao
ho rava uowifn ve reo zay efa natao?
tsy maintsy mbola iaona indray andro any
zao kosa iteny hoé
tsy andrinao
tsy kivy aho anefa
tsy itàna anao akory aho mandéana
tsy ho ahy intsony ny fonao
aléo alou samy haka ho azy indray
zaho koa nino
téo foana ianao
indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
tsy alaelo iany na koa tononkira.serasera.org hoé itmany
f’izaho aloha dia qtma mbola fudws hitraka atrany
ny momba anao koa efa lavitra ahy
taraina sisa ny ahy hoé
tsy andrinao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 26135
Likes : 1 Like
Created by : mioucool
Date : 16/10/2007 10:53
