Manina (Alson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ouh ie!
oh !oh!
mahatsiaro tena ho very anie aho
tsy eo anilanao
maratra mafy ty fery anie
ny foko fony izao nilaozanao
andeha hiasa any am-pita
any zany hono hoe ny anton-dia
ny faniriko efa h@ ela niaraka ho doria

fiv: mitanondrika foana izaho aty
ranomaso sy sento izany efa ho lava
asa ianao raha mbola tia
sa ve nanadino
i !i !i !
miandry anao izaho aty
ny ahy sy ianao inoko fa tsy ho rava
andrasako foana ianao satria
zaho dia tena tia * 2

fa na dia mafy sy mahery
ny fankam-panahy mitady hisarika ahy
tsy ahoako ireny
f'ianao no ilaiko hatramin'izao
ilaiko izao dia izao
baby!
eny misy tsara sady kanto
fa ianao ao an-dohako ao
baby
faniriko eny hatram'zay
ny eo anilanao
baby!

fiv....................

manantena anie fa ho avy ianao
tsy tafandry ny alina
nahoana ianao
nandao anay
adaladala ianao you
miangavy anao aho
mba miverena
fa mba manina aho
aza avelanao irery anie aho
baby!aza avela

fiv.....................
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Alson
Hits : 5792
Likes : 1 Like
Created by : rixman
Date : 30/05/2016 10:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717