ETO AM-BARAVARANKELY (ALOMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto am-baravarankely aho no mitazana
Isan’andro ity ala ocinnmq maitso mavana
Ny voronkely mandalo sy tononkira.serasera.org miserana ihany
Tsy afaka hampitony ity foko tomany
Eto am-baravarankely aho no mitsetra
Mitanisa ny momba antsika rehetra
Fitiavana toy ireny hafa rehetra ihany
Na ho ela na ho haingana hisy fiafarany.
Eto aho miezaka hatrany
Hanadino anao ihany
Nefa tsy mety fa mampahatsiaro anao
Eto am-baravarankely.
Eto am-baravarankely aho no mandefa
Ny eritreritro tsy mety anefa
F’izay rehetra atao miantefa msyjzi any aminao
Tsy miawdb laitra fa manjary ahatsiarovako anao.
Eto am-baravarankely aho no misaina
Ny fiarahantsika very maina
Ny orana milatsaka tsy tsaroako ny hatsiaka
Variana loatra aho noho ity tantarantsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ALOMAHits : 29698
Likes : 2 Like
Created by : Rondro
Date : 21/03/2002 11:54