Tsy mila (Alkah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alkah & Jim's - Tsy milaFa inona nahazo anao mahatonga anao midodododo aty
Tsy haiko ra tsapanao fa tsy roue de secours anie hoy aho izaho ty
Tsy hoe voadoana avany dia manenina
Mitetateta ny hiverina
Vitako ireny tsisy neniko fa
Ianao ihany no voa amin'ny ataonao
Taloha anie izaho tena tia
Fa ianao namilafila
Tsy nanaja tena fa nivilavila
Fa fitiavako anao, efa dila
Ianao koa nilaza fa tsy mila
Ka andao inao miverina
Fa izaho efa tsy any
ref:
mandehana ,mandehana mandeha
Zory ny lalanao fa
Ny amin-tsika tsy poinsa intsony raha ho averina
Ka andana ,mandehana mandeha
Zory ny lalanao fa
Ny amin-tsika tsy poinsa intsony raha ho averina
Jim's:
Niodin-kodina tany ianao vao hiverina izaho miala tsiny eh
Very hevitra avany vao hoe andao averina indray ny fahiny eh
Taloha izaho, nanaja sy tena tia ,tsy nasianao dikany
Miala tsiny fa tsy any intsony ny aty eh
Taloha anie izaho tena tia
Fa ianao namilafila
Tsy nanaja tena fa nivilavila
Fa fitiavako anao, efa dila
Ianao koa nilaza fa tsy mila
Ka andao inao miverina
Fa izaho efa tsy any
ref:
mandehana ,mandehana mandeha
Zory ny lalanao fa
Ny amin-tsika tsy poinsa intsony raha ho averina
Ka andana ,mandehana mandeha
Zory ny lalanao fa
Ny amin-tsika tsy poinsa intsony raha ho averina
--------
Rohy:
