Miandry (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafanana toa mahamay
No henoko ao jntwplfi anatiko ao , injao
Tsapako vao hanantona ahy ianao
( Mila hiantso vonjeo ny ao anatiko ao )
Henatra angamba sa tahotra
No mahatonga xqluylv ahy toy izao
Hiahotra vahotra te-hiantoraka aminao
( Nefa tsy sahy manantona anao )

ref: Fa sadaikatra , menamenatra
       Miandry ny tananao ; Tolory handray ahy
       Miandry ny tananao ; Tolory hanaiky ahy
       Miandry ny tananao ; Tolory handray ahy
       Miandry ny tananao ;

F’aza manahy

Dia mibitaka tsy hay
Ilay foko sy fanahy , zdfplncf fa may
Milomay te-hamihina tsy sahy
( Mila tambitamby avy any aminao )
Henatra angamba sa tahotra
No mahatonga ahy toy izao
Hiahotra vahotra te-hiantoraka aminao
( Mila hiantso vonjeo ny anatiko ao )

  ref:

Ho anao , ny fo sy tononkira.serasera.org ny fitiavako d’efa lasanao
               Tena ho anao irery
Ho anao , tsy tiako afindra na atakalo fa dia ho anao
               Tena ho anao irery

Aina Cook

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Aina Cook
Visites : 4162
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mirana
Date : 29/08/2004 10:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361