Fake love (Agrad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AGRAD X ODYAI _ FAKE LOVE LYRICS

Odyai
Tsy afaka ny anome tsiny anao za raha toa ka hoe izy no itanao fa hoe tinao.
Nanjary zava_poana ireo zavatra efa vita mba niarahana nanao.
Nifanaiky tsika fa tsy hisaraka mandrak'izay, fitiavana lamban'akoho oh oh.
Ankehitriny ianao lasan'iny olona iny ka nanadino ny taloha.

Ireo soa mba kely vitako asa ra mba hitany, fa toa nadinoiny.
Ankehitriny ianao lasa nandao tsy nanao veloma.
Fitiavana vao omaly iny ve no andravanao ny antsika eh eh.
Tomany anao izany foko, ranomaso mandrika e.

Ref
(Efa lasa sombiniainy oa ilay sipa Nantsoitsoiko taloha hoe sombin'ny aiko eh eh
Nataonao toin'ny Ota aho, nariana satry efa nafaika eh)X2
Oh my baby e, (fake love)X3 fake eh)X4

Agrad
Navitako 16 fa tsy matiko lolo ilay volonao manitra elseve,
Nomenao ny tsiky commerce a, de ni ulfdwzy palpitaka nandravireny.
Ny fietsikao rehetra kay feno fitaka,
Lasa malaina mitehatany,
Tofoka ligne 11 hono izy dia aleony mitaingina terracan,
(fake love)X2 algyew nitolefika atramin'ilay rose, fa tapitra kay fa tsy pause,

Nataonao pou za fa lany mamy, ozy ianao hoe aleo ilamina any,
Ny saiko tsy mety fa itpvub maminany,
Mbola milendalenda miam tononkira.serasera.org miam.
Ny drafifltra antsika tsy tambo isaina.
Boboka ianao tsy azo itambesarana,
Ny azoko atao dia mampionontsaina,
Ny ratsy rehetra koa misy sarany.

Hisy dahoaka aleo barakay.
Ny bandy koa tofoka baratin,
Amono eritreritra hiantso poto
Sa tsy lavitra ny bar kay
Tena mbola love za ra sipa oh,
Tsy hisisika oatran'ny suppo
Tsy ampafiriny efa nefiko oh,
Ra hoe tsy vitako ijereko tuto.
Za ko tsy very mande, sady tsy very arina,
Tsy quoi na tsy hiverina nge,
Fa za ko tsy hiverina aoriana

Ref..................

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Agrad
Hits : 195
Likes : 1 Like
Created by : Kabuto
Date : 18/05/2026 07:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033