Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ahiahy (Agrad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny farimpiainako efa kobonao hatrany ampiandohana.
Fa anaty ny haizinkitroka aho no miandrandra fahazavana.
Tsy manana antenaina fa isan'andro miady mafy .
Ho toy ny renin-tantely hamela mamy hoan ny zafiafy.
Ka andao raha vono-kiafy ,isika hamaky lalan-tsarotra .
Tsy ho lohataona lava fa indraindray mba andro maloka .
Raha ho avy ny andro ,tsika ho somparan'ny elanelana .
Homenao olo-kafa ve sa hiandry anah ilay toerana ?
Raha hisy hanondro molotra aho ka voarohirohy
Moa ve tapitra hatreo ny antsika sa mbola hitohy ?
Hanati-bary ianao sa hamela anah tsy hanjary ?
Sa hampionon-tena fa hoe izay tokoa ilay tsy anjara ?
Kofboay ny tena mety ho dizina indraindray
Mety hiteniteny maloto ,mety hanao kozy masay .
Hoentikenti-po hanao fihetsika tsy voahevitra .
Tsy maniry ulxukk loza ,fa vonona ve ianao ny handefitra ?
Refrain ????????
Tsy izay tianao ho heno ,no ambarako anio
Fa ny fihetsiko milaza ny ampoko madio
Ka fafao ,fafao , fafao
Ny ahiahy mampahory anao .
Raha ho avy ny andro ho foana tsisy ykps ny eto ampelantanako
Ho tampina tsisy hirika izay lalana andehanako .
Moa ianao ve mbola ho liana ?mbola hiantso ahy hoe tiana?
Sa ho ataonao toy ny fary aho ,rehefa matsatso ariana ?
Raha sanatria ho lavo aho,ka mety hanana kilema
Moa ianao tononkira.serasera.org ve mbola ho eo ,sa hivadi-panekena ?
Azoko antenaina ve @ho avy rehetrarehetra ?
Sa rehefa mandeha ny fotoana ,hiova fo,dia hiova ygbjd toetra ?
Lakalaka ny eto antany ,ny ambony mety ho ambany .
Raha hankahala ahy ny manodidina ,ianao ve mba hiandany ?
Sa anisan'ireo hikozy hoe Aleo hinana ny fatiny any ?
Hitahiry ny ratsy vitako omaly sy afakomaly .
Tsy izany mantsy hoy aho,fa maro ireo ny lokaloka.
Tsy naharitra aman-taona akory dia efa nandamoka .
Tsy maharay lamba vao mihita akanga tsaratsara .
Nanadino ny voady natao teny @alitara.
Refrain ...
Bridge :
Za tsy ho leo o , na hisy fitsapana miseho o ????????
Za tsy ho leo o , na hoavy ny andro ratsy ,za ho eo o ????

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AgradHits : 9206
Likes : 5 Like
Created by : Natolotrniavo
Date : 07/06/2022 19:26