Tsara ny asanao (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. lzay voavonjinao miara-mankalazanaoRy Mpanjaka o o
Noho ny fahalehibiazanao, noho ny herinao
Tsy voafaritra aaa
Tompo avo indrindra lanao
Tsisy ny mihoatra Anao , fanaperana a a
Ny amiko rehetra anjakao tsy misy fetra
Tena tiko lanao a aaa
REF :
Fa tsara ny asanao (2x) , lanao no lalana
Noho ny fitiavanao, noho ny fahasoavanao
De voavonjy aho
He ! dera asandratray,
he ! faly izahay fa mpandresy
Hirahira atolotray, he ! hosana ho Anao ry Ray
Anao mandrakizay !!
2. lanao izay nofidiko
Nomenao ahy lay tena tiko tsy nolavinao
Notsenainao hafaliana lay aina mba nirina
Fitahiana soa ouou
Misy harena volamena
Ho an'ireo 'zay manantena ho ao an-dapasoa
Ny ahy ventesiko isan'andro amin-kira sy lamako
Ny Anaranao a aaaa
REF : .......
Tompo avo indrindra lanao
Tsy misy ny mihoatra Anao
Ho feno fiadanana anie 'zay mitoetra
ao anaty mandanao
Izany no iderako Anao
Ho eo am-bavako mandrakizay
Vonona hanao ny asanao ouhh
Tsara! Eh ny asanao Jesoa
Dera ! No asandratray ho Anao
Hira ! he hosana atolotray
Saotra !!!
Tsara! Eh ny asanao Jesoa
Dera! No asandratray ho Anao
Hira ! he hosana atolotray
Saotra ! No mendrika Anao Mpanjakanay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 598
Likes : 0 Like
Created by : Ckaye
Date : 07/06/2022 19:00