AZA MANAMAFY FO (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Indro Jesô mitsangana ka mandondonaMandondona eo am-baravarana raona a
'Zay mihaino ny feony ka de mamoha
De hilisa ao agnaminy de hiara-hinana koa a
( x2 )
Mba nosaininao va ho aia agnao le maty e ?
REF :
Aza de manamafy fo f'efa miandry anao Jesoa ee
Fa fiainagna vaovao ro homaniny ho anao ô ô
Aza sodoka ny filàna ahelin'ny satana ee
Fa 'reo voa 'zay nafafinao ho jinjainao avao ( zoky e )
..... Instru .......
2. Indro Jesô te hiditra ao am-ponao ao ôô
Hagnamaivana ny entana 'zay ferinao ôô
Ranomasonao latsaka io de ho fafany ee
Raha mbola soa tadiavinao de matokia fa tsa lany ee
( x2 )
Mba nosaininao va ho aia agnao le maty e ?
REF :
Aza de manamafy fo f'efa miandry anao Jesoa ee
Fa fiainagna vaovao ro homaniny ho anao ô ô
( tena vaovao yee, tena vaovao ye ôôô )
Aza sodoka ny filàna ahelin'ny satana ee
( Ayayaya non non non )
Fa 'reo voa 'zay nafafinao ho jinjainao avao (zandry e)
Aza be famaliana koa eee
Fa mba raiso ao am-po Jeso ôôô
Ranomasonao ho fafany eee
Ho soloiny harem-be tsy lany ôôô
( x2 )
REF :
Aza de manamafy fo f'efa miandry anao Jesoa ee
Fa fiainagna vaovao ro homaniny ho anao ô ô
( tena vaovao yee, tena vaovao ye ôôô )
Aza sodoka ny filàna ahelin'ny satana ee
( Ayayaya non non non )
Fa 'reo voa 'zay nafafinao ho jinjainao avao ( zoky e )
Aza be famaliana koa eee
Fa mba raiso ao am-po Jeso ôô
Ranomasonao ho fafany eee
Ho soloiny harem-be tsy lany ôôô
( x2 )
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 688
Likes : 0 Like
Created by : Ckaye
Date : 07/06/2022 19:00