Olom-baovao (100% Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taloha, ‘zaho variagna nagnejika raha jiaby
Nitady fiegnana lavitra Anao ts’isy raha fady ‘zaho
Adignako, fa misy fiaignana ankoatra agny
Miamby zaho koa fa lera hialako eto ambony tany
Taloha, ‘zaho variagna nagnejika raha jiaby
Nitady fiegnana lavitra Anao ts’isy raha fady ‘zaho
Adignako, fa misy fiaignana ankoatra agny
Miamby zaho koa fa lera hialako eto ambony tany
Oh, oh oh, hody an-tranon-draiko aho e
Fa tonga saina

Ela ny ela fa reraka e, tapidalan-kaleha
Rehefa indro nandao ahy izao rehetra izao
Izay vao tsaroako fa hay misy Anao
Androany aho hifoha, hody amin-draiko aho ‘zao dia ‘zao
Hanadino ‘reo ratsy fanao
Fa hiova olom-baovao
Oh, oh oh, hody an-tranon-draiko aho e
Fa tonga saina
Oh, oh oh, hody an-tranon-draiko aho e
Fa tonga saina
Oh, oh oh, hody an-tranon-draiko aho e
Fa tonga saina
Oh, oh oh, hody an-tranon-draiko aho e
Fa tonga saina

?
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : 100% Gospel
Hits : 249
Likes : 1 Like
Created by : mandaval
Date : 14/07/2023 09:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722