Ampanekeo (100% Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampanekeo Anao re Jesosy ohNy fo, saina, fanahy
Ampanekeo re Jesosy oh
Izay rehetra momba ahy
Mba ho Tompo tokoa anie Ianao
Hanaiky Anao aho ka tsy mba handà
Ny momba ahy rehetra,
ho Anao tsisy fetra anie Ray
Tiako ho reharehaNao ny fisiako
Hampifaly Anao, izay no faniriako
Hiara mandeha Aminao
Mba ho Raiko,
ho Raiko Ianao ho inoako sy ho reko
Ny feoNao hatrany no ho ekeko
Hitarika ahy hatrany mba ho Anao
Akaiky Anao no mahatsara ahy
Manaiky Anao ny fo sy fanahy
Mba te hampifaly, te handroso hatrany ho Anao
Mba ho mahatoky ao Aminao
Hahafana isan’andro
Mba ho sitrakao
Ampanekeo Anao aho
Tiako ho reharehaNao ny fisiako
Hampifaly Anao, izay no faniriako
Hiara mandeha Aminao
Mba ho Raiko,
ho Raiko Ianao ho inoako sy ho reko
Ny feoNao hatrany no ho ekeko
Hitarika ahy hatrizay mba ho Anao
Ny foko sy izay momba ahy Tompo oh
Manaiky anao
Tariho ho Anao Tompo oh
Manaiky anao
Fiainako Ianao
Ampanekeo aho
Tiako ho reharehaNao ny fisiako
Hampifaly Anao, izay no faniriako
Hiara mandeha aminao
Mba ho Raiko,
ho Raiko Ianao ho inoako sy ho reko
Ny feoNao hatrany no ho ekeko
Hitarika ahy hatrizay fa…
Tiako ho reharehaNao ny fisiako
Hampifaly Anao, izay no faniriako
Hiara mandeha Aminao
Mba ho Raiko,
ho Raiko Ianao ho inoako sy ho reko
Ny feoNao hatrany no ho ekeko
Hitarika ahy hatrizay mba ho Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 100% GospelHits : 225
Likes : 1 Like
Created by : NyAinaMitia
Date : 12/03/2025 09:35
