Ianao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina

Atolotro anao e, ho anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0164