Tsy hidiana (Edgard RAVAHATRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Comme de l’eau tirée tout droit d’un puitJe sens je ne sais quoi, un signe de renouveau
Eny e, ento mora, tano mafy tsara
Ento mora, tsofina rano zany havako zany an
Eny e ry lahy, tohatohabato marobe
Petite flamme dorée descendue des cieux
Eclairait mes longues nuits
Je perds mes mots quand tu souris
Tout est si beau dans ton regard ébloui
Tsy hidiana ny làlana e, tsy hidiana ny làlana
Aza hidiana ny làlana, tsy hidiana
Comme un feu qui vient chauffer ma vie
Je gravirai pour toi toutes les murailles
Et dans mes bras ton coeur qui bat
Je perds mes maux quand dans mes bras
J’écoute béat ton tout petit coeur qui bat.
Torana aho nahitana anao ô ry Lisy
Arovy ity tany ary mba malaky lena
Izato ankizy manosika aza atao mody tsy hita
Henoy izy ireo mikalo ery
Princes de ce monde, restez ouvert au monde en le protégeant
Soa, aza ilaozana izy ireo
Fa firenena ho avy ka aza hidiana
Izy no hitondra ka aza tsentsemana totohondry
O ry filoha, tsy hidiana, aza hidiana
D’où viens-tu, dis-moi ? de là-haut dis-moi !
Des nuages là-bas, de là-haut
De l’amour dis-moi ? de l’amour divin !
Tsy hidiana ny làlana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edgard RAVAHATRAVangy : 1596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/06/2014 12:56