Diovy Aho (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diovy aho, TompoHo mendrika Anao
Esory koa ireo loto
Ao anatiko ao
Mba diovy aho
Hanam-piainam-baovao
Ho mendrika Anao
Diovy ny foko indray
Ny anatiko ovay
Ho mendrika Anao
Refrain : Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay
Diovy aho, Tompo
Ho olom-baovao
Hiova tokoa ny foko
Hanoa ny sitrakao
Pont : Fa maloto aho, ry Tompo ô!
Mangataka famelana Aminao
Oh, diovy aho ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R. MialyVangy : 906
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : jratefiarison
Daty : 25/11/2020 23:35