'Zay

Hevitra mandeha

ndyfanie (14/07/2009 12:36:50)

Za efa ela be no nankafy ny tarika zay, tsy mbola d'accord tamin'ny hoe ho fanoloana na tsia an'i Malala. Nahatsiaro voadona kely ihany tamin'ny fisiany Hanitsoa na dia manana relation familliale @ aza izaho. Nefa taty aoriana, ça fait rien satria c'est juste fiaraha-miasa anombohany mihira ilay izy aprés pazappa. Amiko i malala ihany no legitime, tsy de important ny fisiny l'autre sady tsy tiako fa manimba ny image tarika zay. rehefa niara niasa tamin'ny i Nary dia tokony tsy nitondra ny anarany tarika na ny famoahana an'ilay album aza. Marina fa tsy vitanay ny nataon'i Hanitsoa fa tsy natao hihira izahay fa natao ankafy ary mahatsapa fa ça sert à rien ny nataony fa i Malala ihany no milay e!
Fa Izy sy Nary kosa tsy nisy relation izany, mba hitako fantatro ihany ny toetran'i Hanitsoa fa tsy genre n'olona manao an'izany izy e! Ny vadiny nary anie ry reto dangerous be e! aza aratsin'areo i Hanitsoa fa tsy nanana eritreritra an'izany izy, za koa angamba no famille dia otrany miaro azy fa tsy dia zay loatra fa za koa ange tsy tia azy ho ao amin'ny tarika zay e!

Ticks (17/05/2009 20:27:31)

'bobak rzala n live njereko tao @ palé fa le 'zay farany teo kos (octobre 2008) nlay e!
fa le @24 mai koa met bol ilay an! togav dol r akam a! sad ef ao ko MALALA e!!!!!!!!!!

ramamps (02/03/2009 07:27:55)

Zazany te hitendry miaraka @Mamy sy Mika ary Niny ao @tarika Zay

sisty (27/01/2009 10:36:23)

nareo ga afaka manolo any Hanitsoa alo e? Rahafa tsy mahavita dia mangina!!! Milay e!!miandry ny fiverenany ny mpakanfy azy! ze tsy tia aleo oany.

marta (17/01/2009 06:53:55)

tsikh be loha!
malala tsara freo no tsy mamalana mihintsy!
fa i hanintsoa mpamalakira no ratsy feo!

tsikih (25/02/2008 11:37:17)

tsara tarehy i Hanitsoa, manana ny feony koa izy, olona tsy mitovy e ! zà faly satria leo be ny feo kentsona an'i Malala, mikiakiaka loatra...

andozo (04/11/2007 14:19:18)

dia rahoviana indray kay vao manao fampisehoana eto i Malala e?

boleda (25/10/2007 13:07:40)

Andray kosa e!Fiarahana mihira no niarahana Nary sy Hanintsoa ry reto fa tsy le eritretinareo a!

boleda (24/10/2007 16:00:54)

Tena miombo-kevitra amin'i Femmesolitaire ry reto za a!tsitako marina zay iadiana hevitra amin'izany Hanintsoa zany,nareo ange tsy halain'i Nary zany mihitsy oe iaraka hihira aminy e,refa tsy tia de mijanona za aza tsy tia anazy nefa cousine-ny.

raissah1 (10/10/2007 08:48:59)

Tena faly be mitsy Zay fa tafaverina i Malala. Tena mankafy e! Fa ef saika simba tamle nisy an i Hanitsoa a!!!tena mkifff Zay be mits! Mazto miira amzay ar e

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha