Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF

Nampiditra Chorale Ampitatafika Firaisank
22/06/2016 14:56
Hiran'i Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF 4 Jereo eto
Vangy : 1341
Mpankafy : 1 Ankafizo
Antoko Mpihira mitory ny filazantsara @ alalan'ny hira,sy ny talenta maro samihafa.
Manao ny asa fitoriana @ toerana rehetra izay mila izany,afaka miara-miasa @ rehetra,na fiangonana na fety isan-karazany eo anivon'ny fitoriana sy fiderana an'Andriamanitra.

Pejy Facebook: Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF

Kaonty Facebook: Chorale Ampitatafika Firaisankina

Hevitra momba an'i Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF (4)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0877