Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandroky
Nataoko daholo ireo fangatahanao Nataoko daholo ireo sitraponao Saingy ao am-poko mamelovelo Ny ahy² mahontsa fanahy Nataoko daholo ireo fomba rehetra Hananako anao anao tsy misy fetra Indraindray misy,inndraindray tsa misy Mampisalasala ahy, nao ry Malala Aza atao ny sangy mahery Zaho anie ka vona malemy Hizaka izany ratra sy fery Tsa vôna zaka e,tsa vôna zakako e! Ambarao izay hevitrao e Ifonako raha vôna tsa misy Ataoko fa tsy atoro anao e Zany manantena tsa misy (Asandroky e)² Izaho anie tia androky (Asandroky e)² Izaho anie tia androky.
