Adin-tsaina

Lohateny Adin-tsaina
Nampiditra 1978
Tamin'ny 12/03/2005 18:05
Vangy : 520



Raha vao maraina

Dia lasa ny fisainana

Mifantoka ato an-tsaina

Ny tena adim-piainana.



Tapin-dalan-kaleha

Ity izaho efa trotraka

Ianao ihany anie

No tena nisompatra.



Izany ve moa 

No mba hany vitanao

Ny zanantsika roa

Nilaozanao amin'izao



Any izao ianao

Lasan'iny olon'iny

Moa va adinonao

Ireto zanatsika dimy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082