Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha mankany ialahy
G Bm G Bm "Raha makany ialahy,mandalo any ialahy C G C G Mahita an'azy ialahy,mivovo any ialahy Am/Edim C Am/Edim C Hi ton dray any aho,hi vim bino any aho G Am G Am Tapatapany ihany a!Sombitsombiny ihany a! G Am G C G Fofopofony ihany a!Poootipotiny ihany a!"(2 fois) REF: Am C D Am Lazao azy fa raha ritra ange ny rano Am C D Am Diaviko tongotra ny làlana mankany Bm Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy Am/Edim C G Hi ton dra Paradisa(2 fois) "Raha mankany ialahy,mandalo any ialahy Mahita an'azy ialahy,mivovo any ialahy Hitondray any aho,hivimbino any aho Singam-bolony any,piti-drorany any Sombim-piainany any,sary anankiray"(2 fois) REF/
