MBOLA HO AVY

Lohateny MBOLA HO AVY
Nampiditra karana
Tamin'ny 24/12/2005 14:20
Vangy : 729


Oh, oh, oh, eh, eh 

mmmh, mmmh



Raha misy alahelo anatinao 

Avy fa aza mananahy

Ireo sorisory sy ahiahy 

Lazao anie f'izaho mbola eto ihany 



Mbola hameno ny hafanana, 

Hamelona hazavana 

Hanafo sy hanoroka 



	Avia, avia an-tratrako 

	Raha misy ny manjo 

	F'izaho dia tsy ho sahy hanary anao 

	Na ho sarotra



Fa efa voasoratra ato am-po

Ireo teny manambara fitia 

Ny hoe hisaraka tsy tonga tato anaty



Ny voadiko dia ny faty ihany no hanasaraka

Ka dia matokia..



	Avia, avia...



Mbola ho avy ny andro, 

Ho avy ny fotoana

Dia hifarana hatreo ny tomany 

Ka mahandrasa aloha fa ho hitantsika 

Tsy ho ela intsony 

ouh, ouh, ouh 



Avia, avia an-tratrako (ouh, Avia aza mananahy...)

Raha misy ny manjo (eh, yeah, ouh ...)

F'izaho dia tsy ho sahy  (Ny andro sisa iainako...)

hanary anao(eh, eh, oh...)

Na ho sarotra (Aza manahy ianao...)

	 

	Avia...
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089