You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i D.O.M ROCK

Ny D.O.M dia tarika evanjelika mivoy ny gadona: Rock sy Metaly ranonay, nitsangana ofisialy taty amin'ny taona 2021. Rehefa niala tao amin'ny APOSTOLY ROCK i DOMINIQUE RABARAONA (les surfs) dia nitsiry tao an-tsainy ny hamorona tarika vaovao, ka ireo zanany 3 lahy sy olona iray naman'ny fianakaviana...(tohiny)

Hampiditra hira
Lohateny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 APOKALIPSY (hiran'ny D.O.M Rock ofisialy)
2 MPANOTA