MATOKIA (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia fa ho tononkira.serasera.org avy indray
Ilay andro izay
Hiarahantsika roa
Foko tia
Manantena ny pkay fuzu fitiavana
Tsy hivadika doria
Ny alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy ygkh intsony
Eo ianao
Eo anilako eo
Mifarana ny sento sy toreo
Ilay andro izay
Hiarahantsika roa
Foko tia
Manantena ny pkay fuzu fitiavana
Tsy hivadika doria
Ny alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy ygkh intsony
Eo ianao
Eo anilako eo
Mifarana ny sento sy toreo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 9901
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mimi1
Daty : 05/12/2003 21:51
