Andraso kely aloha (Maroandavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso kely aloha fa ditsoka ny masoko
Manjavonjavo, tsy hitako eatyg ianareo
Andraso kely aloha, be setroka, tsy tazako
Lasa nankaiza ilay hazavana teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba hitanareo, he he he

Andraso kely aloha fa tsemboka ny tavako
Nifanenjika tamin’ny tsy rariny aninkeo
Andraso kely aloha, miraikitra ny vavako
Lasana nankaiza ilay marina teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao tononkira.serasera.org mba hitanareo, he he he

Andraso kely aloha fa czvj vizana ny foko
Mifandona lava amin’ny zavatra miseho
Andraso kely aloha, jereko niova loko
Lasana nankaiza ilay vaocod malalako teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba hitanareo, he he he
Andraso kely aloha.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Maroandavaka
Vangy : 19
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/10/2026 20:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117