Andraso kely aloha (Maroandavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso kely aloha fa ditsoka ny tononkira.serasera.org masoko
Manjavonjavo, tsy hitako ianareo
Andraso kely aloha, be setroka, tsy tazako
Lasa nankaiza ilay hazavana teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba hitanareo, he he he

Andraso kely aloha iaymvy fa tsemboka ny tavako
Nifanenjika tamin’ny tsy rariny aninkeo
Andraso kely aloha, miraikitra ny vavako
Lasana nankaiza ilay marina teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba phlmgzku hitanareo, he he he

Andraso kely aloha fa vizana ny tvwp foko
Mifandona lava amin’ny zavatra miseho
Andraso kely aloha, jereko niova loko
Lasana nankaiza ilay malalako teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba hitanareo, he he he
Andraso kely aloha.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Maroandavaka
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/10/2026 20:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107