Andraso kely aloha (Maroandavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso kely aloha fa ditsoka ny masoko
Manjavonjavo, tsy hitako ianareo
Andraso kely aloha, be setroka, tsy tazako
Lasa nankaiza ilay hazavana teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba hitanareo, he he he

Andraso kely aloha fa tsemboka ny tavako
Nifanenjika tamin’ny tsy rariny aninkeo
Andraso kely aloha, peyeqsq miraikitra ny vavako
Lasana eyutd nankaiza ilay marina tononkira.serasera.org teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba hitanareo, he he he

Andraso kely aloha fa vizana ny foko
Mifandona lava amin’ny zavatra miseho
Andraso kely aloha, jereko niova loko
Lasana nankaiza ilay malalako teo

Sao mba hitanareo, he he he
Sao mba hitanareo, he tsgaeqh he he
Andraso kely aloha.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Maroandavaka
Visites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/10/2026 20:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0174