Mariazy (José sy Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hanindroa zyvwybg tsy hanampaharoa
Izao andro anio rapl izao
Tsy mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.

Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra tononkira.serasera.org aza
Ho tia sy hanaja anao.

Finidiko, lqisck hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : José sy Tahina
Vangy : 10691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 22:47
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106