Mariazy (José sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hanindroa tsy hanampaharoa
Izao tononkira.serasera.org andro anio izao
Tsy mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra aza
Ho upas tia vljscj beszsc sy hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
Izao tononkira.serasera.org andro anio izao
Tsy mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra aza
Ho upas tia vljscj beszsc sy hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : José sy TahinaHits : 10694
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/03/2015 22:47
