Mariazy (José sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hanindroa tsy hanampaharoa
Izao andro anio izao
Tsy kgqcvls mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao bmlmlios ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra tononkira.serasera.org aza
Ho tia sy hanaja anao.
Finidiko, npeykp hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
Izao andro anio izao
Tsy kgqcvls mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao bmlmlios ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra tononkira.serasera.org aza
Ho tia sy hanaja anao.
Finidiko, npeykp hiara-dalana koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : José sy TahinaVisites : 10692
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/03/2015 22:47
