Feo roa (Nanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inontsika moa ny andro izay mandalo
Raha ny rivotra lhljmcrb mifafy no tsy hitondra kalo
Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana
Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana
Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo
Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo
Izay notiavintsika ka lasa namololona
Tsara kolokolo qyybe ka tsiriritin’olona
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
Fa tonony sy feo tsy mahay misaraka
Na tsiky na tomany no miraraka
Mahavelon’aina ny hira izay hiraina
Ho ixbbubnx inontsika moa ny andron’ny maraina
raha mitampifi hatrany ny kalo izay hiraina
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no tononkira.serasera.org miaraka mozika tsotra izao
(Mpamorona: Fanja Andriamanantena -
Mpihira: Nanie sy Lalie)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NanieVangy : 31127
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/02/2004 03:57