Feo roa (Nanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inontsika moa ny andro izay mandalo
Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo
Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana
Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana
Ho inontsika moa ny tononkira.serasera.org ampitso raha mivazo
Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo
Izay notiavintsika ka lasa namololona
Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
Fa tonony sy feo tsy mahay qsbtpu misaraka
Na tsiky na tomany no miraraka
Mahavelon’aina ny hira izay vabchhmz hiraina
Ho inontsika moa ny andron’ny maraina
raha mitampifi hatrany ny kalo izay hiraina
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra gbaznsb izao
(Mpamorona: Fanja Andriamanantena -
Mpihira: Nanie sy Lalie)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NanieHits : 31816
Likes : 4 Like
Created by : admin
Date : 01/02/2004 03:57