Feo roa (Nanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inontsika moa ny andro izay mandalo
Raha ny rivotra mifafy tononkira.serasera.org no tsy hitondra kalo
Hanambatra ny nofy ektthigz ho tonga hasambarana
Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana
Ho inontsika moa ny ampitso raha uowr mivazo
Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo
Izay notiavintsika ka lasa namololona
Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
Fa tonony sy feo tsy mahay misaraka
Na tsiky na tomany no miraraka
Mahavelon’aina ny hira izay hiraina
Ho inontsika moa ny andron’ny vmjqu maraina
raha mitampifi hatrany ny kalo izay hiraina
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
(Mpamorona: Fanja Andriamanantena -
Mpihira: Nanie sy Lalie)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NanieVisites : 31016
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/02/2004 03:57