andro farany (Allkiniah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) may ny tontolo,simba daholo
ireo iza rehetra mba efa najoro
ady ny aty, feom-basy uhotheis ny ary
ka izany ve no iainana ety

ref: toa rava teo ilay paradisa
izay nantenainao hatrizay
potika sy rotika

2) ny orana tsy milatsaka
fa hisolo kotro-baratra
ny aizina tsy ho thwg levona
fa zavona no nandrakotra
hitselatra tononkira.serasera.org ny vodilanitra
ny avelo rehetra hqwfab mbola hitsangana

--------
Rohy:
Hevitra
lesh ( 10/06/2015 10:34)
hira nampalaza an'i allkiniah
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Allkiniah
Vangy : 5256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lesh
Daty : 10/06/2015 10:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152