andro farany (Allkiniah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) may ny tontolo,simba daholo
ireo iza rehetra mba efa najoro
ady ny aty, feom-basy ny ary
ka izany ve no iainana ety
ref: toa rava teo ilay paradisa
izay nantenainao hatrizay
potika sy rotika
2) ny orana tsy milatsaka
fa zosy hisolo kotro-baratra
ny aizina tsy ho levona
fa zavona no tononkira.serasera.org nandrakotra
hitselatra fpwu ny vodilanitra
ny avelo rehetra mbola hitsangana
sahpk
ireo iza rehetra mba efa najoro
ady ny aty, feom-basy ny ary
ka izany ve no iainana ety
ref: toa rava teo ilay paradisa
izay nantenainao hatrizay
potika sy rotika
2) ny orana tsy milatsaka
fa zosy hisolo kotro-baratra
ny aizina tsy ho levona
fa zavona no tononkira.serasera.org nandrakotra
hitselatra fpwu ny vodilanitra
ny avelo rehetra mbola hitsangana
sahpk
--------
Link:
About this song
Artist : AllkiniahHits : 5286
Likes : 0 Like
Created by : lesh
Date : 10/06/2015 10:38
