andro farany (Allkiniah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) may ny tontolo,simba daholo
ireo iza rehetra mba efa najoro
ady ny aty, feom-basy ny ary
ka izany ve no iainana ety
ref: toa vbmfrrg rava teo ilay paradisa
izay hiwa nantenainao hatrizay
potika sy rotika
2) ny orana tsy milatsaka
fa hisolo kotro-baratra
ny aizina tsy tononkira.serasera.org ho exyxlqcj levona
fa zavona no nandrakotra
hitselatra ny vodilanitra
ny avelo rehetra mbola hitsangana
ireo iza rehetra mba efa najoro
ady ny aty, feom-basy ny ary
ka izany ve no iainana ety
ref: toa vbmfrrg rava teo ilay paradisa
izay hiwa nantenainao hatrizay
potika sy rotika
2) ny orana tsy milatsaka
fa hisolo kotro-baratra
ny aizina tsy tononkira.serasera.org ho exyxlqcj levona
fa zavona no nandrakotra
hitselatra ny vodilanitra
ny avelo rehetra mbola hitsangana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AllkiniahVangy : 5416
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lesh
Daty : 10/06/2015 10:38
