Ray o! (Tarika Vintsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! Mpamindra fo ianao
Mpamela heloka
Mba raiso re ygqc ny vavako
Miangavy sy mba mitalaho
Ovay re ny foko
Hazahoako hanompo anao
Fa maro ireo fakampanahy
Ka mila anao hiahy
Mba tsy ho solafaka
Ary raha sendra fahavalo
kcunthk Ny tananao no hiaro
Ity mpanomponao
Ummmmmm ...
Ray o! ’Reo ory sy onena
’Reo kivin’ny adimpiainana
Mba omeo hery koa
Reo ’zay mikaroka ny mafy
MItaky fitoviana
Mba omeo ny anjarany
Ianao no hany andrandraina
Sy antoky ny aina
Hitsinjo anay ety
Ka aoka, aoka oclbaacb ianao no hamily
Ny dian’ireo mpivily
tononkira.serasera.org ’Reo ondry izay nania
Ummmmmmm ...
Mpamela heloka
Mba raiso re ygqc ny vavako
Miangavy sy mba mitalaho
Ovay re ny foko
Hazahoako hanompo anao
Fa maro ireo fakampanahy
Ka mila anao hiahy
Mba tsy ho solafaka
Ary raha sendra fahavalo
kcunthk Ny tananao no hiaro
Ity mpanomponao
Ummmmmm ...
Ray o! ’Reo ory sy onena
’Reo kivin’ny adimpiainana
Mba omeo hery koa
Reo ’zay mikaroka ny mafy
MItaky fitoviana
Mba omeo ny anjarany
Ianao no hany andrandraina
Sy antoky ny aina
Hitsinjo anay ety
Ka aoka, aoka oclbaacb ianao no hamily
Ny dian’ireo mpivily
tononkira.serasera.org ’Reo ondry izay nania
Ummmmmmm ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VintsyVangy : 7452
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 18:10
