Fampitaha (Bouboul (RAMBOATIANA Etienne))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreo vondron-drahona roa samy hafa
Etsy, etsy an-danitra ambony.
Tarafin’ny volana dia miombon-tafa
Ny alina, ny alina tony.

Ambiaty sy vero
Samy hafa xdgkzva faka, mifanila
Indreo miara-miondrika, miara-mitraka
Ny rivotra, ny rivotra jila.

Andalan-tsoratra sendra voarindra
Nasiana, nasiana feo
Nanjary kalo hafa indrindra
Manala, manala toreo.

Loharano roa tsy dia tononkira.serasera.org nampiraika
Zara hoe, zqrh zara hoe petsapetsa
Nony nihaona, indreo fa vao mainka
Namonto, namonto ny ketsa.

Loko ankiroa
Samy manana ny hasiny
Vony sy mena, ataon'ny mpiangaly
Amin'ny taratasy, meva, meva jerena jgsx

Fijery ankiroa samy manana ny tompony
Nahoana, nahoana reroy
No raha mifanena amin'izato fitopiny,
Nanjary nanjary tsiky

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014